plt_tn/jer/30/20.md

589 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny Yaveh.

ny fiangonan'izy ireo dia hiorina eo anatrehako

DH: "ho apetrako toy ny vahoaka eo anatrehako izy ireo"

Avy eo afovoanin'izy ireo no hipoirany rehefa ampanakaikeziko ary rehefa manatona Ahy iz

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. DH: "Ny mpitarik'izy ireo dia ho fidiana avy amin'ireo vahoakany."

iza no sahy hanakaiky Ahy?

Nampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanamafisana fa tsy nisy nanana herim-po hanatona Azy raha tsy Yaveh tenany no nanasa azy.