# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny Yaveh. # ny fiangonan'izy ireo dia hiorina eo anatrehako DH: "ho apetrako toy ny vahoaka eo anatrehako izy ireo" # Avy eo afovoanin'izy ireo no hipoirany rehefa ampanakaikeziko ary rehefa manatona Ahy iz Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. DH: "Ny mpitarik'izy ireo dia ho fidiana avy amin'ireo vahoakany." # iza no sahy hanakaiky Ahy? Nampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanamafisana fa tsy nisy nanana herim-po hanatona Azy raha tsy Yaveh tenany no nanasa azy.