plt_tn/jer/30/06.md

12 lines
624 B
Markdown

# Manontania ary jereo raha misy lehilahy mitondra vohoka
DH: "Tsy misy lehilahy miteraka"
# Nahoana Aho no mahita ny tovolahy rehetra mametraka ny tanany eo am-balahany tahaka ny vehivavy mitondra vohoka? Nahoana no mihafotsy hatsatra avokoa ny tarehin'izy ireo?
Nametraka ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hanamafisana ny fahatahoran'ireo lehilahy. DH: "Na izany aza, ireo tovolahy dia mihazona ny valahany toy ny vehivavy hiteraka; toy ny marary ny endrik'izy ireo noho ny fatahorany"
# ho an'i Jakoba izany, saingy ho avotra amin'izany izy
DH: "ho an'ny taranak'i Jakoba izany, saingy ho avotra amin'izany izy ireo"