# Manontania ary jereo raha misy lehilahy mitondra vohoka DH: "Tsy misy lehilahy miteraka" # Nahoana Aho no mahita ny tovolahy rehetra mametraka ny tanany eo am-balahany tahaka ny vehivavy mitondra vohoka? Nahoana no mihafotsy hatsatra avokoa ny tarehin'izy ireo? Nametraka ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hanamafisana ny fahatahoran'ireo lehilahy. DH: "Na izany aza, ireo tovolahy dia mihazona ny valahany toy ny vehivavy hiteraka; toy ny marary ny endrik'izy ireo noho ny fatahorany" # ho an'i Jakoba izany, saingy ho avotra amin'izany izy DH: "ho an'ny taranak'i Jakoba izany, saingy ho avotra amin'izany izy ireo"