plt_tn/jer/29/22.md

336 B

hisy ozona ho lazain'ireo babon'i Joda rehetra any Babylona momba ireo olona ireo

DH: "ireo tratra babon'i Joda dia hanozona ireo olona ireo"

natono ... tamin'ny afo

DH: "nodorana ho faty"

Fa Izaho ilay mahalala; Izaho no vavolombelona

Ireo fehezanteny ireo dia zavatra mitovy , ary naverin'i Yaveh ireo mba ho fanamafisana.