# hisy ozona ho lazain'ireo babon'i Joda rehetra any Babylona momba ireo olona ireo DH: "ireo tratra babon'i Joda dia hanozona ireo olona ireo" # natono ... tamin'ny afo DH: "nodorana ho faty" # Fa Izaho ilay mahalala; Izaho no vavolombelona Ireo fehezanteny ireo dia zavatra mitovy , ary naverin'i Yaveh ireo mba ho fanamafisana.