plt_tn/jer/29/06.md

320 B

hakao vady ireo zanakareo lahy

DH: "ampanambadio ireo zanakareo lahy"

tolory vady ireo zanakareo vavy

DH: "omeo alalana ireo zanakareo vady hanambady"

Katsaho ny fiadanan'ny tanàna

Miainà ampilaminana miaraka amin'ny olona rehetra. Ao anatin'izany ny tsy fanakorontanana sy fikomiana hanohitra ny fahefana.