plt_tn/jer/29/06.md

12 lines
320 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hakao vady ireo zanakareo lahy
DH: "ampanambadio ireo zanakareo lahy"
# tolory vady ireo zanakareo vavy
DH: "omeo alalana ireo zanakareo vady hanambady"
# Katsaho ny fiadanan'ny tanàna
Miainà ampilaminana miaraka amin'ny olona rehetra. Ao anatin'izany ny tsy fanakorontanana sy fikomiana hanohitra ny fahefana.