forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
588 B
Markdown
16 lines
588 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy miresaka ny tenin'i Yaveh i Jeremia.
|
|
|
|
# Ireo zavatra tao an'ny tranon'i Yaveh dia naverina tany Babylona ankehitriny!
|
|
|
|
"Nentin'ireo olona avy any Babylona niverina ny fanaka volamena rehetra izay nalain'izy ireo tao amin'ny tempolin'i Yaveh!"
|
|
|
|
# Nahoana no tokony ho rava ity tanàna ity?
|
|
|
|
"ity firenena rehetra ity dia ho potehina."
|
|
|
|
# Raha mpaminany izy ireo
|
|
|
|
Raha marina ny zavatra lazain'izy ireo, dia tokony hivavaka izy ireo mba tsy handalo ny teniko ary ireo fitaovana ao amin'ny tempoly sy ireo mpitarika mba hitoetra ao Jerosalema.
|