plt_tn/jer/27/16.md

588 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka ny tenin'i Yaveh i Jeremia.

Ireo zavatra tao an'ny tranon'i Yaveh dia naverina tany Babylona ankehitriny!

"Nentin'ireo olona avy any Babylona niverina ny fanaka volamena rehetra izay nalain'izy ireo tao amin'ny tempolin'i Yaveh!"

Nahoana no tokony ho rava ity tanàna ity?

"ity firenena rehetra ity dia ho potehina."

Raha mpaminany izy ireo

Raha marina ny zavatra lazain'izy ireo, dia tokony hivavaka izy ireo mba tsy handalo ny teniko ary ireo fitaovana ao amin'ny tempoly sy ireo mpitarika mba hitoetra ao Jerosalema.