plt_tn/jer/27/14.md

20 lines
490 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy niresaka tamin'ny vahoakan'i Joda tamin'ny alalan'i Jeremia Yaveh.
# Aza mihaino ny teny
Mampitandrina ireo olona momban'ireo mpaminany sandoka izay tsy nalefany ary nandainga tamin'izy ireo Yaveh.
# Fa tsy nandefa azy ireo Aho
"Fa tsy naniraka azy ireo Aho"
# amin'ny anarako
Io andian-teny io dia midika fa miteny amin'ny alalan'ny hery sy fahefan'i Yaveh.
# handroahako anareo
"Ho alefako hiala lavitra amin'ny firenenareo ianareo"