plt_tn/jer/27/14.md

490 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nanohy niresaka tamin'ny vahoakan'i Joda tamin'ny alalan'i Jeremia Yaveh.

Aza mihaino ny teny

Mampitandrina ireo olona momban'ireo mpaminany sandoka izay tsy nalefany ary nandainga tamin'izy ireo Yaveh.

Fa tsy nandefa azy ireo Aho

"Fa tsy naniraka azy ireo Aho"

amin'ny anarako

Io andian-teny io dia midika fa miteny amin'ny alalan'ny hery sy fahefan'i Yaveh.

handroahako anareo

"Ho alefako hiala lavitra amin'ny firenenareo ianareo"