plt_tn/jer/27/12.md

655 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nanohy niresaka tamin'ny vahoakan'i Joda tamin'ny alalan'i Jeremia Yaveh.

Apetraho ao ambanin'ny ziogan'ny mpanjakan'i Babylona ny hatokareo

Andriamanitra dia mangataka amin'i Joda mba hankatoa sy hanompo an'i Babylona ho mpanjakn'izy ireo.

Nahoana ianareo no ho faty—ianao sy ny vahoakanao—amin'ny alalan'ny sabatra, mosary, sy ny aretin-mandringana, tahaka ny efa nambarako momban'ny firenena izay mandà ny hanompo ny mpanjakan'i Babylona?

DH: "Ho fatin'ny sabatra, mosary, ary areti-mandringana, tahaka ny efa nambarako ianareo, ianareo sy ny vahoakanareo, raha tsy manompo ny mpanjakan'i Babylona"