plt_tn/jer/27/12.md

12 lines
655 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy niresaka tamin'ny vahoakan'i Joda tamin'ny alalan'i Jeremia Yaveh.
# Apetraho ao ambanin'ny ziogan'ny mpanjakan'i Babylona ny hatokareo
Andriamanitra dia mangataka amin'i Joda mba hankatoa sy hanompo an'i Babylona ho mpanjakn'izy ireo.
# Nahoana ianareo no ho faty—ianao sy ny vahoakanao—amin'ny alalan'ny sabatra, mosary, sy ny aretin-mandringana, tahaka ny efa nambarako momban'ny firenena izay mandà ny hanompo ny mpanjakan'i Babylona?
DH: "Ho fatin'ny sabatra, mosary, ary areti-mandringana, tahaka ny efa nambarako ianareo, ianareo sy ny vahoakanareo, raha tsy manompo ny mpanjakan'i Babylona"