plt_tn/jer/27/01.md

477 B

famatorana

Io dia fitaovana hitazomana ny olona tsy hitsaoka.

Avy eo dia alefaso

Jeremia dia nandefa famatorana sy zioga ho an'ny mpanjaka notanisaina tsirairay avy.

amin'ny alalan'ny tanan'ireo masoivohon'ny mpanjaka

Eto ny "tanana" dia midika fitaovana nampiasain'ireo masoivoho.

Omeo baiko izy ireo ho an'ireo tompon'izy ireo

Nahazo baiko hanome rojo vy sy zioga isaky ny masoivoho i Jeremia ary hafatra isaky ny mpanjaka araka ny isan'ireo rojo vy sy zioga.