# famatorana Io dia fitaovana hitazomana ny olona tsy hitsaoka. # Avy eo dia alefaso Jeremia dia nandefa famatorana sy zioga ho an'ny mpanjaka notanisaina tsirairay avy. # amin'ny alalan'ny tanan'ireo masoivohon'ny mpanjaka Eto ny "tanana" dia midika fitaovana nampiasain'ireo masoivoho. # Omeo baiko izy ireo ho an'ireo tompon'izy ireo Nahazo baiko hanome rojo vy sy zioga isaky ny masoivoho i Jeremia ary hafatra isaky ny mpanjaka araka ny isan'ireo rojo vy sy zioga.