plt_tn/jer/26/10.md

305 B

ireo manam-pahefana

Ny manam-pahefana dia olona izay manana toerana eo amin'ny fahefana.

ny Vavahady Vaovao

Io dia fidirana mazava mankao amin'ny tempoly.

renareo tamin'ny sofinareo

DH: "henonareo"

ity trano sy tanàna ity

"ny olona ao amin'ny tempolin'i Yaveh sy ny tanànan'i Jerosalema"