plt_tn/jer/26/10.md

16 lines
305 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ireo manam-pahefana
Ny manam-pahefana dia olona izay manana toerana eo amin'ny fahefana.
# ny Vavahady Vaovao
Io dia fidirana mazava mankao amin'ny tempoly.
# renareo tamin'ny sofinareo
DH: "henonareo"
# ity trano sy tanàna ity
"ny olona ao amin'ny tempolin'i Yaveh sy ny tanànan'i Jerosalema"