plt_tn/jer/26/04.md

477 B

Raha tsy mihaino ahy ianareo ka tsy mandeha araka ny lalàko izay napetrako teo anatrehanareo

DH: "raha tsy mankato Ahy sy ny lalàna izay nomeko anareo ianareo"

ho ataoko tahaka an'i Silo

"dia ho potehiko ny tempoly"

ho ataoko ozona eo imason'ireo firenena rehetra eran'ny tany ity tanàna ity

Io dia manondro ny famaizana izay ho ataon'i Yaveh amoin'i Jerosalema.

eo imason'ireo firenena rehetra eran'ny tany

DH: "fa ho vavolombelon'izany ny firenena rehetra"