plt_tn/jer/26/04.md

16 lines
477 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Raha tsy mihaino ahy ianareo ka tsy mandeha araka ny lalàko izay napetrako teo anatrehanareo
DH: "raha tsy mankato Ahy sy ny lalàna izay nomeko anareo ianareo"
# ho ataoko tahaka an'i Silo
"dia ho potehiko ny tempoly"
# ho ataoko ozona eo imason'ireo firenena rehetra eran'ny tany ity tanàna ity
Io dia manondro ny famaizana izay ho ataon'i Yaveh amoin'i Jerosalema.
# eo imason'ireo firenena rehetra eran'ny tany
DH: "fa ho vavolombelon'izany ny firenena rehetra"