plt_tn/jer/25/32.md

600 B

Indro

DH: "Henoy izao!" Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 5:14.

miala avy any amin'ny faritra lavitra indrindra amin'ny tany ny tafio-drivotra mahery

DH: "ho avy ny faharavana"

amin'izany andro izany dia hihitatra hatrany amin'ny fiafaran'ny tany iray ka hatramin'ny ilany hafa

DH: "amin'izany andro izany dia handrakotra ny tany manontolo"

Ho tahaka ny zezika eo ambonin'ny tany izy ireo

Ireto avy ny azo andikana azy 1) Mety hisy olona vitsy na tsy hisy mihitsy handevina ireo izay novonoin'i Yaveh na 2) tsy hisy firarahina tanteraka ny vata-mangatsiakan'ireo nodimandry.