plt_tn/jer/25/32.md

16 lines
600 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Indro
DH: "Henoy izao!" Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 5:14.
# miala avy any amin'ny faritra lavitra indrindra amin'ny tany ny tafio-drivotra mahery
DH: "ho avy ny faharavana"
# amin'izany andro izany dia hihitatra hatrany amin'ny fiafaran'ny tany iray ka hatramin'ny ilany hafa
DH: "amin'izany andro izany dia handrakotra ny tany manontolo"
# Ho tahaka ny zezika eo ambonin'ny tany izy ireo
Ireto avy ny azo andikana azy 1) Mety hisy olona vitsy na tsy hisy mihitsy handevina ireo izay novonoin'i Yaveh na 2) tsy hisy firarahina tanteraka ny vata-mangatsiakan'ireo nodimandry.