plt_tn/jer/25/12.md

565 B

rehefa feno

DH: "rehefa feno ny sazin'izy ireo"

faharavana tsy misy fahataperana

Nanao fianianana hanova an'i Babylona ho toy ny tany efitra Yaveh.

Ho valiako araka ny ataony sy araka ny asan'ny tanany avy izy ireo

Andriamanitra dia hanome azy ireo ny sazy nampizakain'izy ireo ireo firenena hafa resiny.

ny ataony sy araka ny asan'ny tanany avy izy ireo

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy fa Yaveh dia manondro ny zava-drehetra izay efa vitan'izy ireo tamin'ireo firenena hafa. DH: "ny zavatra rehetra efa vitan'izy ireo."