plt_tn/jer/25/12.md

16 lines
565 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# rehefa feno
DH: "rehefa feno ny sazin'izy ireo"
# faharavana tsy misy fahataperana
Nanao fianianana hanova an'i Babylona ho toy ny tany efitra Yaveh.
# Ho valiako araka ny ataony sy araka ny asan'ny tanany avy izy ireo
Andriamanitra dia hanome azy ireo ny sazy nampizakain'izy ireo ireo firenena hafa resiny.
# ny ataony sy araka ny asan'ny tanany avy izy ireo
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy fa Yaveh dia manondro ny zava-drehetra izay efa vitan'izy ireo tamin'ireo firenena hafa. DH: "ny zavatra rehetra efa vitan'izy ireo."