plt_tn/jer/24/08.md

650 B

Fa tahaka ireo aviavy izay ratsy tokoa raha hohanina

Io fiteny io dia mampitaha ny aviavy ratsy amin'ny olon-dratsy. Ny aviavy ratsy dia ireo aviavy izay tsy azo hohanina ary tsy misy ilàna azy ny olon-dratsy dia tsy manaraka an'i Yaveh ary tsy misy ilàvana azy ihany koa.

Ho avadiko ho zavatra mampitahotra izy ireo, ho loza

Yaveh dia mampitaha ny fitsarana ny vahoakan'i Jeroselma ho avy amin'ny zavatra izay mampitahotra ny olona rehetra rehefa mahita izany izy.

Handefa sabatra, mosary, ary areti-mandringana ami

DH: "ho vonoiko amin'ny ady, mosary sy aretina izy ireo."

Handefa sabatra

DH: "Handefa ny tafik'ireo fahavalo Aho"