# Fa tahaka ireo aviavy izay ratsy tokoa raha hohanina Io fiteny io dia mampitaha ny aviavy ratsy amin'ny olon-dratsy. Ny aviavy ratsy dia ireo aviavy izay tsy azo hohanina ary tsy misy ilàna azy ny olon-dratsy dia tsy manaraka an'i Yaveh ary tsy misy ilàvana azy ihany koa. # Ho avadiko ho zavatra mampitahotra izy ireo, ho loza Yaveh dia mampitaha ny fitsarana ny vahoakan'i Jeroselma ho avy amin'ny zavatra izay mampitahotra ny olona rehetra rehefa mahita izany izy. # Handefa sabatra, mosary, ary areti-mandringana ami DH: "ho vonoiko amin'ny ady, mosary sy aretina izy ireo." # Handefa sabatra DH: "Handefa ny tafik'ireo fahavalo Aho"