plt_tn/jer/23/07.md

279 B

Raha mbola velona koa Yaveh

Io dia fehezanteny nampiasaina rehefa manao fianianana.

tany amin'ny tany avaratra sy ny tany rehetra izay nandroahana azy ireo

Io dia manondro ny fomba nisamborana sy nanaparitahana ireo foko tavaratra folo tany amin'ireo firenena manodidina.