# Raha mbola velona koa Yaveh Io dia fehezanteny nampiasaina rehefa manao fianianana. # tany amin'ny tany avaratra sy ny tany rehetra izay nandroahana azy ireo Io dia manondro ny fomba nisamborana sy nanaparitahana ireo foko tavaratra folo tany amin'ireo firenena manodidina.