plt_tn/jer/23/03.md

640 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka mahakasika ny vahoakan'Israely sy ireo mpitarik'Israely toy ireo mpiandry ondry i Yaveh.

amin'ny toerana misy ahitra

DH: "any amin'izay hamatsiana ny zavatra ilain'izy ireo rehetra"

hamokaran'izy ireo sy hitomboany

Ny teny "hitombo" dia manazava ny fomba "hampamokatra" azy ireo. DH: "hitombo an'isa tokoa izy ireo."

tsy hatahotra na torotoro intsony izy ireo

Ny teny "torotoro" dia midika fa misy olona nampitahotra azy ireo ary mitovy dika amin'ny "tahotra". DH: "tsy misy olona hampitahotra azy ireo intsony."

Tsy hisy ho very izy ireo

"Tsy hisy ho very ny oloko"