plt_tn/jer/23/03.md

20 lines
640 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka mahakasika ny vahoakan'Israely sy ireo mpitarik'Israely toy ireo mpiandry ondry i Yaveh.
# amin'ny toerana misy ahitra
DH: "any amin'izay hamatsiana ny zavatra ilain'izy ireo rehetra"
# hamokaran'izy ireo sy hitomboany
Ny teny "hitombo" dia manazava ny fomba "hampamokatra" azy ireo. DH: "hitombo an'isa tokoa izy ireo."
# tsy hatahotra na torotoro intsony izy ireo
Ny teny "torotoro" dia midika fa misy olona nampitahotra azy ireo ary mitovy dika amin'ny "tahotra". DH: "tsy misy olona hampitahotra azy ireo intsony."
# Tsy hisy ho very izy ireo
"Tsy hisy ho very ny oloko"