plt_tn/jer/22/27.md

472 B

ity tany izay hirian'izy ireo hiveranana ity

Manondro ny tanin'i Joda

Moa ve tsy fanaka notsinontsinoavina sy notorotoroina izany? Moa ve tsy vilany izay tsy nahafaly an'iza na iza izany lehilahy Jekonia izany?

DH: "Jekonia dia tsy misy ilàna azy ary tsy misy faly aminy."

Nahoana izy sy ny taranany no narian'izy ireo, ka natsipin'izy ireo tany amin'ny tany izay tsy fantatr'izy ireo?

DH: "Tokony nesorin'ireo teo amin'ilay tany i Jekonia sy ny fianakaviany"