plt_tn/jer/22/27.md

12 lines
472 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ity tany izay hirian'izy ireo hiveranana ity
Manondro ny tanin'i Joda
# Moa ve tsy fanaka notsinontsinoavina sy notorotoroina izany? Moa ve tsy vilany izay tsy nahafaly an'iza na iza izany lehilahy Jekonia izany?
DH: "Jekonia dia tsy misy ilàna azy ary tsy misy faly aminy."
# Nahoana izy sy ny taranany no narian'izy ireo, ka natsipin'izy ireo tany amin'ny tany izay tsy fantatr'izy ireo?
DH: "Tokony nesorin'ireo teo amin'ilay tany i Jekonia sy ny fianakaviany"