plt_tn/jer/21/13.md

545 B

ry mponin'ny loasaha! Manohitra anao Aho

DH: "Manohitra anao Aho, ry Jerosalema" na "hanasazy anao Aho, ry vahoakan'i Jerosalema"

izao no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

Iza no hidina hanafika anay? ... Iza no hiditra ao an-tranonay?"

DH: "Tsy misy hanafika antsika ary tsy hiditra ao an-tranontsika"

Nanendry ireo vokatrin'ny asanao aho hoavy hanohitra anao

DH: "Ho saziako arak'izay mendrika anao ianareo noho ireo zavatra vitanao"

ireo vokatrin'ny asanao

DH: "ireo vokatrin'ny fanaonao"