# ry mponin'ny loasaha! Manohitra anao Aho DH: "Manohitra anao Aho, ry Jerosalema" na "hanasazy anao Aho, ry vahoakan'i Jerosalema" # izao no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # Iza no hidina hanafika anay? ... Iza no hiditra ao an-tranonay?" DH: "Tsy misy hanafika antsika ary tsy hiditra ao an-tranontsika" # Nanendry ireo vokatrin'ny asanao aho hoavy hanohitra anao DH: "Ho saziako arak'izay mendrika anao ianareo noho ireo zavatra vitanao" # ireo vokatrin'ny asanao DH: "ireo vokatrin'ny fanaonao"