plt_tn/jer/21/11.md

464 B

Henoy ny tenin'i Yaveh mahakasika ny taranakin'ny mpanjakan'ny Joda

DH: "Henoy izay lazain'i Yaveh mahakasika ny mpanjaka an'i Joda, ny fianakaviany, sy ireo mpanompony."

tanteraho ny rariny amin'ny maraina

DH: "Ento amin'ny rariny foana ny olona izay tantananao"

eny an-tanan'ny mpampahory

DH: "ny fahefan'izay mampahory"

hivoaka toy ny afo ny hatezerako ka handoro

DH: "Hanasazy ary hamotika anareo faingana sy tanteraka Aho amin'ny fahatezerako"