# Henoy ny tenin'i Yaveh mahakasika ny taranakin'ny mpanjakan'ny Joda DH: "Henoy izay lazain'i Yaveh mahakasika ny mpanjaka an'i Joda, ny fianakaviany, sy ireo mpanompony." # tanteraho ny rariny amin'ny maraina DH: "Ento amin'ny rariny foana ny olona izay tantananao" # eny an-tanan'ny mpampahory DH: "ny fahefan'izay mampahory" # hivoaka toy ny afo ny hatezerako ka handoro DH: "Hanasazy ary hamotika anareo faingana sy tanteraka Aho amin'ny fahatezerako"