plt_tn/jer/19/14.md

8 lines
262 B
Markdown

# Indro
DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"
# nanamafy ny hatony izy ireo ary nandà tsy hihaino ny teniko
Ny andian-teny "nandà tsy hihaino" dia mitovy dika amin'ny hoe "nanamafy ny hatony" ary manazava ny nataon'ny olona.