plt_tn/jer/19/14.md

262 B

Indro

DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"

nanamafy ny hatony izy ireo ary nandà tsy hihaino ny teniko

Ny andian-teny "nandà tsy hihaino" dia mitovy dika amin'ny hoe "nanamafy ny hatony" ary manazava ny nataon'ny olona.