plt_tn/jer/18/21.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown

# atolory eo an-tanan'ireo izay mampiasa sabatra izy ireo
ny "sabatra" dia midika ady. DH: "hamono azy ireo any an'ady
# avelao ny vehivavin'izy ireo hidonam-pahoriana sy ho mpitondratena
"avelao ho faty ny vady aman-janakin'ny vehivavin'izy ireo"
# ny lehilahiny ho voavono, ary ireo tovolahiny ho fatin'ny sabatra
DH: "Ireo olona dia namonon ny lehilahin'izy ireo, sy ireo tovolahin'izy ireo tamin'ny sabatra"
# Aoka ho re avy ao amin'ny tranon'izy ireo ny hiakiam-pahoriana
DH: "mandre hiakiam-pahoriana ny olona"
# efa nihady lavaka hisamborana ahy izy ireo ary nanafina fandrika ho an'ny tongotro
Niezaka ny nisambotra azy toy fisamboran'ny olona bibidia ireo fahavalon'i Jeremia. Namerina io indroa i Jeremia mba ho fanamafisana.
# efa nihady lavaka hisamborana
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 18:18.
# Aza mamafa ny fahotan'izy ireo hiala Aminao
io fehezanteny io dia mitovy amin'ilay fehezantrny teo aloha.
# aoka izy ireo ho rava eo anatrehanao.
DH: "aoka ireo olona hanipy azy ireo eo amin'ny fanatrehan'izy ireo"