plt_tn/jer/17/12.md

784 B

Ny sezan'ny tempolinay dia seza fiandrianana be voninahitra

Jeremia dia mampitahy ny tempoly amin'ny "seza fiandrianana be voninahitra" satria ao Yaveh no mitoetra sy manapaka.

Ny sezan'ny tempolinay

Io dia manondro an'i ZIona ao Jerosalema.

izay mandao Anao

Ny teny "Anao" eto dia manondro an'i Yaveh.

Ireo ao amin'ny tany izay niala taminao dia ho soratana amin'ny vovok

DH: "Handringana ireo izay niala taminao teo amin'io tany io"

ilay loharanon'ny rano velona

Jeremia dia nampitaha an'Yaveh amin'ny rano velona. DH: "loharanon'ny rano velona, rano mikoriana" na "loharanon'ny fiainana rehehtra"

ho sitrana aho ... ho voavonjy aho

DH: "Ianao dia tena hanasitrana ahy ... Ianao dia tena hanavotra Ahy"

Ianao no hira fiderako.

"ilay tokana izay deraiko"