# Ny sezan'ny tempolinay dia seza fiandrianana be voninahitra Jeremia dia mampitahy ny tempoly amin'ny "seza fiandrianana be voninahitra" satria ao Yaveh no mitoetra sy manapaka. # Ny sezan'ny tempolinay Io dia manondro an'i ZIona ao Jerosalema. # izay mandao Anao Ny teny "Anao" eto dia manondro an'i Yaveh. # Ireo ao amin'ny tany izay niala taminao dia ho soratana amin'ny vovok DH: "Handringana ireo izay niala taminao teo amin'io tany io" # ilay loharanon'ny rano velona Jeremia dia nampitaha an'Yaveh amin'ny rano velona. DH: "loharanon'ny rano velona, rano mikoriana" na "loharanon'ny fiainana rehehtra" # ho sitrana aho ... ho voavonjy aho DH: "Ianao dia tena hanasitrana ahy ... Ianao dia tena hanavotra Ahy" # Ianao no hira fiderako. "ilay tokana izay deraiko"