plt_tn/jer/16/12.md

20 lines
369 B
Markdown

# Indro
Ny teny "indro" eto dia mitondra fanamafisana izay ho avy manaraka DH: "tokoa"
# ny hamafisan-dohany ny olona tsirairay araka ny fo ratsiny
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 11:6.
# mihaino Ahy
"nanao izay nasaiko nataony"
# ho esoriko eto amin'ity tany ity
"hanery anareo andao io tany io"
# andro aman'alina
DH: "foana" na "mandavan-taona"