plt_tn/jer/16/12.md

369 B

Indro

Ny teny "indro" eto dia mitondra fanamafisana izay ho avy manaraka DH: "tokoa"

ny hamafisan-dohany ny olona tsirairay araka ny fo ratsiny

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 11:6.

mihaino Ahy

"nanao izay nasaiko nataony"

ho esoriko eto amin'ity tany ity

"hanery anareo andao io tany io"

andro aman'alina

DH: "foana" na "mandavan-taona"