plt_tn/jer/15/15.md

28 lines
502 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'i Yaveh i Jeremia.
# Tsarovy aho
DH: "tadidio aho" na "saino ny momba ahy"
# ireo izay manenjika ahy
"ireo izay mitady hanao ratsy ahy"
# Mahari-pery Ianao, nefa aza avela haka ahy izy ireo
DH: "Aza mba mahari-pery amin'izy ireo re ary aza avela ho faty izao aho."
# Efa hita ireo teninao
DH: "Efa nandre ny hafatrao aho."
# notsakotsakoko ireo
"Azoko ny hafatrao"
# mitondra ny anaranao aho
"ny fahafantaran'ny olona ahy dia Anao aho"