# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'i Yaveh i Jeremia. # Tsarovy aho DH: "tadidio aho" na "saino ny momba ahy" # ireo izay manenjika ahy "ireo izay mitady hanao ratsy ahy" # Mahari-pery Ianao, nefa aza avela haka ahy izy ireo DH: "Aza mba mahari-pery amin'izy ireo re ary aza avela ho faty izao aho." # Efa hita ireo teninao DH: "Efa nandre ny hafatrao aho." # notsakotsakoko ireo "Azoko ny hafatrao" # mitondra ny anaranao aho "ny fahafantaran'ny olona ahy dia Anao aho"