plt_tn/jer/15/05.md

930 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nilaza tamin'izy ireo Yaveh fa hitsinjara azy ireo ho vondrona efatra Izy mba ahafahany mamono azy ireo—ny sabatra, ireo alika, ireo vorona, ary ireo bibidia.

Fa iza no hangoraka anao, ry Jerosalema? Iza no alahelo anao? Iza no hiverina hanontany momba ny toe-tena anao?

DH: "tsy misy hangoraka anao, ry vahoaka izay miaina ao Jerosalema. Tsy misy tokony hisaona ny faharavanao. Tsy misy olona tokony anontany ny antony naha lasa olona fadiranovana anao."

Nahafoy Ahy ianao ... efa niala tamiko ianao

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy fa ireo olona dia tena nanadino an'i Yaveh tokoa.

fikororohana

Fitaovan'ny tantsaha izay lava ny tahony ary vy misy nify maranitra ny lohany, nampiasaina mba hanasarahana ny vary amin'ny ahi-dratsy.

Hampahory azy ireo Aho

"Hamono ny zanak'izy ireo Aho" na "ho avelako ho vonoin'ireo fahavalo ny zanak'izy ireo"