plt_tn/jer/14/15.md

674 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Avy niresaka momban'ireo zavatra izay naminanian'ireo mpaminany sandoka tamin'i Yaveh i Jeremia.

maminany amin'ny anarako

Eto ny "anarana" dia midika ho fahefana. DH: "milaza ny fahefako mba ahafahana manao izany faminaniana izany"

tsy hisy sabatra

Eto ny "sabatra" dia midika ady. DH: "tsy hisy ady"

handraraka ny faharatsian'izy ireo eo amin'izy ireo Aho

Ny toetra ara-moraly tahaka ny faharatsiam-panahy matetika amin'ny teny Hebreo dia resahina toy ny rano. Eto ihany koa ny faharatsiam-panahy dia midika ho fanasaziana mendrika ny olon-dratsy. DH: "hanasazy azy ireo amin'ny fomba mendrika hanasaziana azy ireo Aho".