# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Avy niresaka momban'ireo zavatra izay naminanian'ireo mpaminany sandoka tamin'i Yaveh i Jeremia. # maminany amin'ny anarako Eto ny "anarana" dia midika ho fahefana. DH: "milaza ny fahefako mba ahafahana manao izany faminaniana izany" # tsy hisy sabatra Eto ny "sabatra" dia midika ady. DH: "tsy hisy ady" # handraraka ny faharatsian'izy ireo eo amin'izy ireo Aho Ny toetra ara-moraly tahaka ny faharatsiam-panahy matetika amin'ny teny Hebreo dia resahina toy ny rano. Eto ihany koa ny faharatsiam-panahy dia midika ho fanasaziana mendrika ny olon-dratsy. DH: "hanasazy azy ireo amin'ny fomba mendrika hanasaziana azy ireo Aho".