plt_tn/jer/14/04.md

302 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nanohy nilaza tamin'ny olona ny momban'ilay hain-tany tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany Yaveh.

ny diera vavy aza mamela ny zanany any an-tsaha ary mandao azy ireo

DH: "Ireo diera vavy dia mamela ireo zanany eny an-tsaha"

amboadia

alikadia tena masiaka