# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy nilaza tamin'ny olona ny momban'ilay hain-tany tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany Yaveh. # ny diera vavy aza mamela ny zanany any an-tsaha ary mandao azy ireo DH: "Ireo diera vavy dia mamela ireo zanany eny an-tsaha" # amboadia alikadia tena masiaka